|
|
|
|

Teny iditra1  angavoady
Singan-teny  2 angatra, 3 voady
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Karazan-kazo misy poizina ny voany sy ny hodiny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 (de angatra : puissance maléfique et voady : promis en offrande) Thecacoris cometia Leandri (Phyllanthaceae). Fruits toxiques.. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  8 angavoady, 9 angavodia, 10 gavodiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09