|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  angavo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3 A large bat. [Provincial] [1.2]
Voambolana  4  Haibiby: mampinono
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)6  angavo
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny anglisy  8 the fruit goavy.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 (déformation du français "goyave") Psidium guajava L. (Myrtaceae). Arbuste fruitier introduit mais devenu largement subspontané. Ses fruits sont appréciés du sanglier malgache qui en disperse ensuite les graines avec ses excréments.. [Tankarana] [1.196]
Voambolana  10  Haizavamaniry: voankazo
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)11  Angavo
Sokajin-teny  12  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  13 the name of a mountain on the eastern boundary of Imerina. Many mountains are so called. Root avo.. [1.2]
Voambolana  14  Haitoetany: temdrombohitra, saha
Kamban-teny rehetra  15 Ambodinangavo
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 Angavo, angavo, 18 avango, 19 vangoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10