|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  angaredona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ady am-parimbona ka maromaro no mamely olona anankiray. [1.1]

Teny iditra (2/2)4  angaredona
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Vary andrahoina be rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 cooked rice upon which water is poured.. [1.2]
Voambolana  8  Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12