|
|
|
|

Teny iditra1  angambaina
Fototeny  2 angamba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy lazaina hentitra hoe marina fa atao hoe angamba: Noangambainy ihany ny filaza io vaovao io fa tsy dia nolazainy hoe "marina" akory. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12