|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 angaboribory |
| Singan-teny | 2 angatra, 3 boribory |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 karazan' angatra mahatonga hampihantona ny fivalanan-drano sy ny fivalanana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 [boribory, round.] Suppression of urine, ischury..
[1.2] |
| Ohatra |
7 Ho an'ny angaboribory, ampiasao ny iray amin'ireto: ceftriaxone, tsindrona 125 mg.
[2.424#]
|
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|