|
|
|
|

Teny iditra 1  anelanelana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny mpampiankina enti-milaza toerana eo afovoan' ny olona na zavatra roa: Nipetraka teo anelanelan' i dada sy i neny Ikoto [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 see elanelana. [1.2]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07