|
|
|
|

Teny iditra1 androndolo
Singan-teny  2andro, 3lolo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 andro mitsilopilopy tsy mazava tsara, na ilay maraina menamena iny ny vodilanitra, na ilay sady misy andro mipoaka no avy ny orana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 Au moment des esprits, le matin au lever du soleil lorsque l'horizon est rouge [2.415#6543]
Voambolana  7 Fotoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12