|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 andrevola |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 nom d'une espèce d'arbre.
[Tankarana]
[1.19] 4 (comme andravola) Asteropeia amblyocarpa Tul. et Asteropeia multiflora Thouars (Asteropeiaceae). Bois dur et lourd. Produit une sorte de gomme-résine. On en fait des torches. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 5 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (2/2) | 6 Andrevola |
| Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Ohatra |
8 Izy no rain' ny andrevola nanjaka tany Fiherenana.
[2.508#]
9 Tsy nitsahatra ny adiady teo amin'ireo taranaky ny andrevola. [2.606#] 10 Niady matetika tamin'ny Voroneoke sy ny andrevola Andriandahifotsy. [2.508#] |
| Voambolana | 11 Tantara: olona |
| Fivaditsoratra | 12 Andrevola, andrevola |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|