|
|
|
|

Teny iditra1  andoha
Fototeny  2 loha
Sokajin-teny  3  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny mitovy hevitra amin' ny hoe loha, saingy ilazana ny ao anatin' ny loha ihany: Mampanelonelo ny andohako izany fofon-dranomanitra izany. Ampitahao ireto fehezanteny ireto: Marary ny lohako fa voadona (ny ivelany). Marary ny andohako fa nianatra be loatra aho (ny anatiny) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 at the head of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 à la tête; au commencement [1.8]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  8 maty andoha tandroka

Fivaditsoratra  andoha, 9 hadona, 10 nahoda

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09