|
|
|
|

Teny iditra1  anatsinomina
Fototeny  2 anatsimo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alefa na atodi-doha mianatsimo: Rehefa tonga teo amin' ilay tsangambato izahay, dia nanatsinominay ny dianay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be moved southwards.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Mpanahaka  10  anavaratina, 11  ankandrefanina, 12  atsinananina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31