|
|
|
|

Teny iditra1  ampovoamboany
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.437#]
Ohatra  3  Ny Rova kely foana teo ampovoamboany teo, fa vao nitarina matetika. [1.437#]
4  Tamin' ny lalamby Fianarantsoa Manakara, nisy fiaramby iray tao ampovoamboany tao, izay mpiodina no nitana azy. [2.472#]
5  HEFA voafidy ny tany hanorenana ny vo-hitra, dia orenam-bato ao ampovoamboany, dia alaina ny ondralahy vonoina eo ambonin' iny vato naorina iny, ka aidina eo ny rany, ary ny ondry dia andraiioina hohanin' ny oìona. [2.857#]
Voambolana  6  Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12