|
|
|
|

Teny iditra1  ampongatany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Atao koa hoe Amponga fandrotrarana: fandrotrarana mihenjana amin' ny tsatoka kely anankiroa no aingain' ny tapa-kazo kely eo ambonin' ny lavaka voarakotra tain' omby maina ary dia velezina amin' ny rantsan-kazo kely anankiroa. (Kilalaon' ny ankizy). [1.1]
Voambolana  4  Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12