Entrée ampondra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Betsileo] bibidia fahiny mpiraotra eny amin'ny fondra
  [Rajemisa 1985] Biby mitovitovy amin' ny soavaly fa kely, izay atao koa hoe boriky
Explications en anglais  [Richardson 1885] a mule. [Swa. punda, an ass.]
  [Hallanger 1973] a donkey
Explications en français  [Rajemisa: Vakoka] ane
  [Hallanger 1974] âne, bourrique
  [Abé: Lexique (takila A)] [Sakalava-Mayotte] âne
Vocabulaire 
Analogues  ampondra dia
Exemples 
1 [FOFAFIPE: Rosovola, page 120] Omby na soavaly na ampondra no nampitarihina ny angady.
2 [Rabezandrina: Ikotofetsy] Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka.
3 [Rainandriamampandry: Tantara] Ary hoy ny ampondra : «Ny nanjo ilay saká omaly no nahahendry ahy.
4 [Rabemolaly: Fary] nasolony ny hoe ampondra, ka raha tsy efa novazivazin' ny kilonga izy nataony hoe Radonkay tsy nijanona.
Articles 

Entrée ampondra
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tanosy] vilia

Mis à jour le 2022/07/30