|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 amparitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Raharaha na asa voafaritra mialoha: Amparitra no hanaovantsika itỳ raharahan' olona itỳ ry zalahy a.
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 amparitra |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Tsipika boribory ialan' ny tandrimo avy mandihy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 the bit of a brace used in carpenter's work..
[1.2] |
| Teny iditra (3/3) | 8 amparitra |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Vola farantsa taloha nisy sarin-drofia.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 a particular kind of dollar..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 Piastre entourée d' un cercle. La pièce de cinq francs à palme de laurier et de chêne.
[2.415#6616] |
| Ohatra |
13 Ary maro anarana ny farantsa fahalaloha: dia Behaoka, sy amparitra.
[2.48]
|
| Voambolana | 14 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|