|
|
|
|

Teny iditra1  ampango
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Takela-bary maina maimay sady manitra miraikitra amin' ny vody vilany nahandroana azy.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the burnt rice which sticks to the bottom of a cooking-pot on which water is poured.. [1.2]
5 burnt rice sticking to the pot. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 croûte de riz qui adhère au pot après la cuisson. [1.8]
Voambolana  7  Toe-karena: hanina
Kamban-teny rehetra  8  Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 ampango, 11 amponga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09