|
|
|
|

Teny iditra1  ampandraofana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Halavandrefy hatreo an-tendron-drantsantanana ka hatramin' ny afovoan' ny felatanana, izany hoe mitovy amin' ny antsasa-jehy na voantondro enina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [am-pandraofana] 4 depuis le bout des doigts jusqu'au milieu de la main. [2.415#6685]
Voambolana  5  Toerana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12