Entrée ampahany
Partie du discours nom ampaha et pronom
Explications en malgache Fizarazarana mitovy ny venty na vongana iray ka ny filaza azy amin' ny kajy dia amin' ny alalan' ny tarehimarika roa mifanao ambony sy ambany sarahin' ny tsipika roa, ka ilay ambany milaza ny isa nizarana ny vongana, ary ilay ambony, ny isa nalaina tamin' ireo fizarazarana, ohatra 3/7, ampahany milaza fa nozaraina 7 ny venty ka 3 no nalaina tamin' izany [1.1]
Explications en anglais A fractionnal part [1.7]
Explications en français Une partie, une fraction [1.8]
Mots composés 
Analogues  ampahatelony ~ ampahefany ~ ampahadiminy ~ ampaheniny ~ ampahafitony ~ ampahavalony ~ ampahasiviny ~ ampahafolony ~ ampahazatony

Entrée ampahañy
Partie du discours préposition [liste complète]
Explications en malgache  [Taisaka] Mandritra [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/09/08