|
|
|
|

Teny iditra1  amin' izay
Singan-teny  2 amy, 3 izay
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 then, at that time [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 alors [1.8]
Ohatra  7  Niteny hono i Damo indray andro : "Efa mba maro ihany ity ny hareko, feno vary ireto ny som-pitro, manana omby betsaka koa ctho, ka tokony hanorina tokantrano aminizay Vôlamazava moa tsara tarehy sy mahafinaritra. [1.508#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11