|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  amiaña
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3 omena [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  amiana
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Karazan-javamaniry misy tsilotsilony ny raviny ka mampaharary hoditra, na mahaboka mihitsy aza, hoy ny olona sasany, raha voakasika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 shrubs with large stinging hairs. The wood of Urera radula is very soft, and when on fire smoulders for a long time like peat. The trunk of some specimens of the amiana is sometimes five or six feet in circumference. Urera radula, Baker; U. oligoloba, Baker; Obetia morifolia, Baker; O. pinnatifida, Baker; and O. laciniata, Baker. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 Nom surtout donné à Obetia radula (Baker) Baker ex B.D. Jacks.(Urticaceae) Espèce extrêmement polymorphe.
9 Cette plante était considérée comme magique par les vieux Malgaches : un fragment de sa tige (tonon'amiana) était nécessaire pour exorciser les enfants nés sous le signe d'alahamady (le belier).
10 La décoction était administrée dans la coqueluche pour prévenir les vomissements alimentaires (antispasmodique).
11 D'autre Urticaceés étaient aussi appelées par ce nom ; surtout Urera oligoloba Baker (Urticaceae). Mais elles n'étaient pas cultivées autour des habitations. [Merina, Betsileo] [1.196]
Ohatra  12  ny amiana dia karazan-kazo malaza ratsy ho mahavoa ny habokana. [2.313]
13  Minananana eny amin' ny kirihitrala izy ary mitangorona eo ambanin' ny amiana. [2.996]
14  Aza ny haren-dRatsilefy no topaza-maso fa ny toetrany malailay toy ny ravin'amiana. [1.280]
Voambolana  15  Haizavamaniry: hazo
Kamban-teny rehetra  16  Fikambanana 5 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  amiana, amiaña, 20 Aniama, 21 mañaia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21