|
|
|
|

Teny iditra1  ambosina
Fototeny  2 ambosy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 amporisihina, tarihina, taomina, angolena (na amin' ny tsara na amin' ny ratsy): nambosin-dRabe tsy hiasa ny mpiasa rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be deceived by flattery or cajolery, to be duped, to be wheedled.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Mpanahaka  10  abonina, 11  abosina
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 ambosina, 14 asombina, 15 manabosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02