|
|
|
|

Teny iditra1  ambontso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Trondron-dranomasina misy vombony telo eo an-tampon-damosiny ary roa amin' ny fanambaniny; tsara nofo fa sady matsiro no malemy mora levonina (20-40 sm). [1.1]
Voambolana  4  Haibiby: trondro

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12