|
|
|
|

Teny iditra1  ambonimbary
Singan-teny  2 ambony, 3 vary
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Anana tsy mitango apetraka eny ambonin' ny vary ao am-bilany, ilay efa madiva ho ritra iny ny vary, ka ny etona fotsiny no manamasaka azy eo. [1.1]
Voambolana  6  Haizavamaniry: ahitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12