Entrée | 1 ambiroa |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Karazana fanahy ambanimbany araka ny finoan' ny Ntaolo, toy ny avelo, saingy maharitra aorian' ny fahafatesana kosa; voalaza fa a) na dia mbola velona aza ny vatana dia mety hialan' ny ambiroa vetivety, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana hoe: lasa ambiroa, mampody' ambiroa; b) na ny biby aza dia voalaza fa misy ambiroa; d) rehefa maty ny olona dia manan-toerana alehany ny ambiroa, dia anỳ Ambondrombe izany [1.1] |
Explications en anglais |
4 the ghost of the dead, the spirit of the living. [ar arruh.] See ombiroa. [1.2] 5 the "second soul"; a ghost [1.7] |
Explications en français |
6 la "seconde âme"; fantôme [1.8] |
Tous les mots composés | 7 2 combinaisons de ce mot |
Vocabulaire | 8 Croyances |
Proverbes | 9 Proverbes contenant ce mot |
Anagrammes | 10 ambirao, 11 ambiroa, 12 amboary, 13 aramboy, 14 aribamo |
Mis à jour le 2025/10/08 |
![]() |