|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ambika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 karazam-pandrika ka raha vao miditra eo amin' ny vohan-tady ny biby na vorona dia misavoana any ambony any
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 4 ambaky, ambika, 5 mibakà, mibaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|