|
|
|
|

Teny iditra1  amberivatrindolo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan-kazo madinika, izay noheverin' ny Ntaolo ho maharo ny ankizy tsy ho voan' ny tehadolo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 .(Comme ambarivatrindolo). Crotalaria fulva Roxb. et Crotalaria retusa L. (Fabaceae).. [Merina, Sakalava] [1.196]
Voambolana  5  Haizavamaniry: hazo
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09