|
|
|
|

Teny iditra1  Ambalatany
Singan-teny  2 vala, 3 tany
Sokajin-teny  4  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  5  Ny ankamaroan' ny Zafisoro dia ao amin' ny Firaisam-pokontanin' i Mahafasa sy Evato ary Ambalatany ao amin' ny Fivondronam-ponkontanin' i Farafangana. [2.508]
Fangi-bolantany  Ny ankamaroan' ny Zafisoro dia ao amin' ny Firaisam-pokontanin' i Mahafasa sy Evato ary Ambalatany ao amin' ny Fivondronam-ponkontanin' i Farafangana.

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08