|
|
|
|

Teny iditra1  ambalambalaina
Fototeny  2 ambalambala
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza zavatra tsy lazaina mazava fa fonomponosina: Nambalambalainy ilay izy ka tsy azoko mazava. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 ambalambalaina, 10 iambalambalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12