| Entrée | 1 amatorana |
| Radical | 2 fatotra |
| Partie du discours | 3 verbe relatif |
| Explications en anglais |
4 [1.2] |
| Exemples |
5 Ny lohabao kosa dia kofehy no amatorana azy amin' ny fantaka mba hahazoana manenjana na mana-ketraka ny tenona araka izay ilana azy.
[2.436#]
6 Samia mamoaka ny tadiny avy, dia afatory tanana ivoho tsirairay avy ireo, ary ny lanin' ny tady amatorana azy dia tazony eny an-tananareo. [2.357#] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 12 amatorana, 13 manaratoa |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|