| Entrée | 1 aloiloy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Karazana lalitra madinika kely izay manidintsidina manao andiany be dia be rehefa takariva, na aorian' ny orana, ary velona ora vitsivitsy monja [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a gnat, a small fly. [1.7] |
| Explications en français |
5 moucheron. [1.8] |
| Vocabulaire | 6 Zoologie: invertébrés |
| Synonymes | 7 aloy |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|