|
|
|
|

Teny iditra1  alofana
Fototeny  2 aloka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Omena fiarovana amin' ny hainandro: Alofana ny zanakazo mba tsy ho fatin' ny herin' ny andro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be sheltered; to be overshadowed. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu'on abrite, qu'on met à l'ombre. [1.8]
Ohatra  7  Kafe alofana albizià ny eny afovoany. [2.117#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 ala fano, 13 alofana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12