|
|
|
|

Teny iditra1  alika maty
Singan-teny  2 alika, 3 maty
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza zavatra na olona mahasosotra izaitsizy: Andeha mandeha any ilay alika maty itỳ; alika izany! a!ika ilay Rangahy iny k' itỳ!: mba tena mampitolagaga izany! Famantsy na mahay ilay Rangahy iny k' itỳ!. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12