|
|
|
|

Teny iditra1  alikaina
Fototeny  2 alika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tevatevaina, tsiratsiraina, alana baraka: Nalikalikain' ilay mpampiasa azy, hono, izy ka tsy maintsy mitory. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be abused, to be treated as if unworthy of respect.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 alikaina, 11 ikaliana, 12 ilaikana, 13 laikaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12