|
|
|
|

Teny iditra1  alijebrika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  3 algébrique [1.13]
Ohatra  4  Araka ny asan'i Dirk Kreimer sy Alain Connes (sy ny namany) dia azo harindra @ alalan'ny rafitra Hopf alijebirika ny famarana tsy tamba-be [5.mg.http://fizikaavoangovo.blogspot.com/2007/08/vaovao-matematika.html]
Voambolana  5  Matematika: alijebra
Tsipelina hafa  6 alijebirika, aljebrika
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09