|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  alambana
Fototeny  2 lambana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Aringana: Nalamban' ny dahalo daholo ny kisoa amam-borona tao an-tanana. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  alambana
Fototeny  10 lambana
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  12 Entina manemitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to be spread out (leaf, mat). [Provincial] [1.2]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  18 alambana, 19 ambalana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12