|
|
|
|

Teny iditra1  akosoka
Fototeny  2 kosoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina mikosoka, na manala loto amin' ny fikosehana mafy: Taolan-katsaka no akosoky ny olona sasany ny lamba sasana. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12