|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 akofoka |
| Fototeny | 2kofoka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Hofokofohina, ahetsiketsika: Akofohy ny anana fa matetika misy bibin' anana.
5Akopaka: Akofohy ny lamba fandiavana isa-maraina. 6Kapohina: Nakofo-drainy ilay zazalahy fa naditra. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|