|
|
|
|

Teny iditra1  akalam-bay
Singan-teny  2 akalana, 3 vay
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fakan' aretina amin' ny vay, izay manjary nana fotsy ao anatin' ny vay raha tsy afaka, ka mety mbola hanararaotra ny vay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 core of a boil. [1.2]
Voambolana  7  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12