|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ajanony
Fototeny  2 janona
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ajanona [Fitanisana]
Ohatra  4  ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina [1.1]
5  ajanony any raha toy izany foana, / ajanony any fa mandany fotoana, / Vao may mati-kambo, sy mampidingin-drambo, / ajanony any samy miala! [AmbondronA]

Teny iditra (2/2)6  ajanony
Fototeny  7 janona
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny iharana ajanona sy mpisolo

Fivaditsoratra  9 ajanony, 10 anjanoy, 11 Anjoany, 12 aonjina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10