|
|
|
|

Teny iditra1  ajajirika
Fototeny  2 jajirika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Asaina mijajirika, mijoro mitsangana tsy mihetsika: Najajiriny teo amin' ny orana teo ny mpianatra. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12