|
|
|
|

Teny iditra1  ahozongozona
Fototeny  2 hozongozona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina manozongozona, manofokofoka: Baramina no nahozongozony ny vato.
5 Atao mihozongozona, mihetsiketsika: Nahozongozon' ny sasany ny fanjakana. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12