|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ahofakofaka
Fototeny  2 hofakofaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Akopakopaka. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  ahofakofaka
Fototeny  10 hofakofaka
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  12 Atao miendaka amin' ny alalan' ny fikikisana na fikaohana. [1.1]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  17 ahafokafoka, 18 ahofakofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12