|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ahoaho
Fototeny  2 aho
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 fahadonendrina, haketrenana, hateren-tsaina, tsy mahita afa-tsy ny an-tena. -- Mandray ny tovona mi: miahoaho, ahoahoina, iahoahoana; mpiahoaho, fiahoaho, fiahoahoana. -- Mitatra ny hevitry ny teny, ka ny hoe miahoaho dia ilazana koa ny vory betsaka, miretsidretsika, mamoaka feo tokana toa manoa hoe: "aho, aho". -- Miahoaho ny vavam-bahoaka ny amin-dRa... -- miresaka azy avokoa ny olona.. [1.10]
Fanazavàna teny anglisy  5 stupidity, dullness of apprehension.. [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (2/2)11  ahoaho
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 kiakiaka. [Taisaka] [1.78]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Fivaditsoratra  15 ahoaho, 16 hoahoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19