| Entrée | 1 ahina |
| Radical | 2 ahy |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about. [1.2] 6 to be cared for; to be cause for worry [1.7] |
| Explications en français |
7 dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie [1.8] |
| Exemples |
8 Ny tsy ahina no mahafaty.
[2.69]
9 Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony. [2.324] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 14 havana tsy ahina |
| Proverbes | 15 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 16 ahina, 17 anahy, 18 an' iha, 19 ha~ina, haina |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|