|
|
|
|

Teny iditra1  ahiahina
Fototeny  2 ahiahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 to be suspected, to be distrusted, or regarded with suspicion.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 suspect. [1.13]
6 qu'on suspecte. [1.5]
Ohatra  7  Raha misy trano ahiahina hieren' olona nandika ny Lalàna, na anaovan-javatra raran' ny Lalàna, na misy zavatra nangalarina na very mipetraka ao, dia azon' ny Antily idirana rehefa milaza aloha amy ny tompon-trano izy/ [1.123#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 ahiahina, 13 ihaihana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12