|
|
|
|

Teny iditra1  ahasohaso
Fototeny  2 hasohaso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Entina manasohaso, mandokadoka: Teny mirehidrehitra no nahasohason' ilay mpikabary ny lehiben' ny fokontany. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12