|
|
|
|

Teny iditra1  ahaona
Fototeny  2 haona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao izay hifanenany, asaina mifanatrika: Nahaona ny an-kilany sy ny an-daniny teny amin' ny fitsarana.
5 akambana, ampiadina, atambatra, avitrana: Ahaony ireo hazo roa ireo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 used of the persons made to meet.. [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 ahaona, 12 ahoana, 13 anahao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12