|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  afindrafindrao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 dihy malagasy saika iombonan'ny lafivalo: Ny afindrafindrao hatrany no enti-manokatra ny dihy amin'ny koranam-pifaliana [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  4 nom d'une danse malgache [1.5]

Teny iditra (2/2) 5  afindrafindrao
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 fanao mahazatra [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  8 manières habituelles [1.5]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how afindrafindrao
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21