Entrée afandrika (fandrika)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Entina mamandrika: Gilio no nafandrikay ny voronkely fahiny tany antsaha [1.1]
Explications en anglais Used of that which is employed as a snare. [1.2]
Morphologie 
Présent : afandrika, afandriko, afandrikao, afandriny, afandritsika, afandrikay, afandrikareo, afandrikan', afandrikan-, afandrikam-
Passé : nafandrika, nafandriko, nafandrikao, nafandriny, nafandritsika, nafandrikay, nafandrikareo, nafandrikan', nafandrikan-, nafandrikam-
Futur : hafandrika, hafandriko, hafandrikao, hafandriny, hafandritsika, hafandrikay, hafandrikareo, hafandrikan', hafandrikan-, hafandrikam-
Impératif : afandriho

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/19