Entrée adoroboka (doroboka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao midoroboka be ambany sy mirebareba: Aza adoroboka toy izao ny akanjonao, Raivo, fa mba ataovy etiety fohifohy [1.1]
Morphologie 
Présent : adoroboka, adoroboko, adorobokao, adorobony, adorobotsika, adorobokay, adorobokareo, adorobok', adorobo-
Passé : nadoroboka, nadoroboko, nadorobokao, nadorobony, nadorobotsika, nadorobokay, nadorobokareo, nadorobok', nadorobo-
Futur : hadoroboka, hadoroboko, hadorobokao, hadorobony, hadorobotsika, hadorobokay, hadorobokareo, hadorobok', hadorobo-
Impératif : adorobohy

Mis à jour le 2023/01/05