|
|
|
|

Teny iditra1  abofaka
Fototeny  2 bofaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Alefa, aely (fofona, vovoka) betsaka indray mandeha, adofaka: Nabofaky ny hainandro ny fofon' ny fako ka niely eran' ny tokotany. [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 abafoka, 10 abofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12